Fanoloran'i Sarah Derasoa
Iza moa izahay ? NY ANTSONY MIANTEFA dia vondrona tanora sy olon dehibe nisafidy hiara dalana fa entanin’ny vina iray iombonana dia ny hiaina amin’ny antony sy tanjona ambony irin'Andriamanitra. Miezaka hizara fanantenana, hitondra fiovana tsara eo amin’ny manodidina anay izahay.