NY FAMADIHANA

Fomba amam-panao Malagasy sy ny hevitra fonosiny

1. Famaritana

Ara-piforonan-teny

Ara-bakiteny

Famadihana : anarana ilazana ny toe-javatra miseho amin’ny endrika vaovao, tsy mbola hita.

Ara-kevi-teny

Ny atao hoe famadihana dia famonosana lamba vaovao ny razana izay efa maty, na koa famongarana azy indray. Fomba fampitana ny maty ho amin’ny tontolon’ny razana.

Marihina fa tsy ny rehetra no mamadika. Ohatra ny andriana.

2. Ny endrika isehoan’ny famadihana

Mety hiseho amin’ny endrika maro ny famadihana:

Samy manana ny fomba fanatanterahany ny famadihana ny faritra na foko.

3. Ny rafitry ny fomba

Ny fanomanana

Ny fanatanterahana

4. Ny hevitra fonosin’ny fomba

5. Ny fifandraisan’ny velona sy ny razana

Soatoavina manan-danja teo amin’ny Malagasy ny famadihana. Na izany aza, ny fivavahana kristianina dia mahatonga azy hihen-danja amin’ny olona sasany, satria heverina ho fanompoan-tsampy izany.

6. Ny vokatra ateraky ny famadihana

6.1 Ny tsara

6.2 Ny ratsy

7. Ohabolana sy oha-pitenenana

“Raha razana tsy hitahy mifohaza hihady vomanga.”
“Ny razana tsy manary ny velona.”