Lesona momba ny asa fivelomana sy ny fampandrosoana ara-toekarena
Avy amin’ny kamban-teny hoe fihariana sy harena ny hoe fiharian-karena.
Amin’izao fotoana izao dia mahazo vahana ny fiharian-karena miankina amin’ny herin’ny tsirairay. Mihena ny fiaraha-miasa, ny fifanampiana ary ny valin-tanana noho ny fandrosoana sy ny fanatontoloana.
Fiharian-karena misandrahaka maneran-tany indrindra eo amin’ny lafiny varotra.
Fialan’ny fanjakana amin’ireo orinasa notantaniny teo aloha.
Mba hahomby ny fanatontoloana sy ny fanalalahana dia ilaina ny: