Ny anarana dia teny entina iantsoana olona, biby, zavatra na hevitra, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana.
Karazany
- Anaran-tsamirery : Ikoto, Antananarivo, Ramboa...
- Anarana iombonana : mpianatra, vorona, fanjaitra...
- Anarana angoty : Neny, Kaky, Bavy...
- Anaram-bosotra : Peta, Bory, Katsetsoka...
Ohatra : Milalao baolina ny mpianatra.