LITERATIORA MALAGASY
Ireo Mpanoratra

A - ESTHER RANDRIAMAMONJY

I. Ny Fiainany

Fiankohonana
Teraka tamin'ny 11 Aprily 1933 tao Ambohimahasoa i Esther Rasoloarimala RANDRIAMAMONJY (E.R.R.).
Ny Fianarany
Fikambanana nisy azy
Ny Asany

II. Ny Maha-Mpanoratra Azy

Mpanoratra malaza indrindra amin'ny literatiora ho an'ny ankizy i Esther Randriamamônjy. Maro ny asa sorany navoaka tamin'ny boky, radio ary fahitalavitra.

Boky sy Asa Sorany

Angano Tantara foronina Tantara an-dampihazo

Onjam-peo namoahany ny asa sorany

Tarakevitra

" Mampitsimoka ny voa efa àry - Mamoha izay mila hatory - Mandrisika ny hitady hihemotra - Manondraka ny efa mitsiry - Manandratra ireo mamololona hioty ny salohy efa masaka. "

Ny fanabeazana ny ankizy sy ny fampianarana azy ireo hahay hiaina sy hanaja ny tontolo manodidina no fototry ny asa sorany.

B - CLARISSE RATSIFANDRIHAMANANA

I. Ny Fiainany

Fiankohonana
Teraka tamin'ny 5 Desambra 1926 tao Fenoarivo-Atsinanana. Avy amin'ny fianakaviana nanana talenta ara-javakanto sy haisoratra.
Ny Fianarany
Nianatra tamin'ny fiainan'ambanivohitra ary mpianatr'ilay poeta rômantika Jean Narivony.
Ny Fivelarany
Ny Asany
Mpanoratra sy poeta malaza eo amin'ny literatiora malagasy. Nahazo ny mari-boninahitra Officier de l'Ordre National. Nodimandry tamin'ny 28 Jona 1987.

II. Ny Maha-Mpanoratra Azy

Nanomboka nanoratra tamin'ny taona 1960 izy. Mpikambana tao amin'ny UPEM sy ny Akademia Malagasy. Ny tononkalo no tena nahafantarana azy, nefa nanoratra tantara foronina sy angano ihany koa izy.

Boky sy Asa Sorany

Tononkalo Tantara an-dampihazo Tantara foronina Angano

Tarakevitra Novoiziny