Tongasoa eto amin'ny pejin'Itana-maitso.
Tianao ho tsara ve ny manodidina anao ? Tsidiho ireo ranty atolotray ato fa hahaliana anao.
- Mamaly ny tinady mahakasika ny fananganana zaridaina izahay.
Manofana mpiantsehatra amin’ny fikolokoloana zaridaina koa izahay.