NY MARINA

Fandalinana momba ny Fahamarinana sy ny Toetrany

🛠️

<== Miverina

1. Famaritana

1.1 Ara-piforonan-teny

Avy amin’ny fototeny hoe “arina” ny teny hoe marina, izay enti-milaza fijoroana sy fipetraka tsara tsy mihilana. Ny marina dia ilay tena izy, mifanaraka amin’ny zava-misy, tsy nasiana fanampiny na fanesorana.

1.2 Ara-kevi-teny

1.3 Andian-teny ahitana ny hoe “Marina”

2. Fototra iorenan’ny Marina

Fanarahana ny lalĂ na ifampifehezana
Marina miorina amin’ny fifanarahana
Fanaporofoana ara-tsaina sy ara-tsiansa
Marina miorina amin’ny finoana
Fanajana ny anjara toerana eo amin’ny fiarahamonina
Fanatanterahana adidy aman’andraikitra
Fiarovana ny aina

3. Ny Toetran’ny Marina

Fanamarihana :
• Tsy ny marina rehetra no tokony holazaina avy hatrany.
• Manana ny fotoanany ny filazana ny marina.
• Mety ho takona ny marina noho ny fitiavan-tena, ny vola ary ny voninahitra.

4. Vokatry ny Fitandroana ny Marina

4.1 Tsara

  • Filaminan-tsaina
  • Fandriampahalemana
  • Fifampitokisana
  • Fiarovana ny fihavanana
  • Fifanajana
  • Firindran’ny fiarahamonina
  • Fampandrosoana ny fihariana
  • Mampanam-panahy

4.2 Ratsy rehefa tsy hajaina

  • Diasadisa sy fialonana
  • Fikorontanan’ny fiarahamonina
  • Ady sy korontana
  • Fisaraham-bazana
  • Famoizana aina
  • Fanohintohinana ny fananam-panahy

5. Sakana Tsy Ahitana ny Marina

6. Tenin'ny Mpandinika

“Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina.” — Joseph Rabetafika
“Ny tanintsika leitsy tsy mahantra olo-manga fa mahantra olo-marina.” — J. Nalisoa Ravalitera
“Vidio ny marina ka aza amidy fa io no maha olom-banona.” — Fredy Rajaofera
“Tsy mampaninona ny milaza ny marina.” — Clarisse Ratsifandrihamanana
“Hiadana ny tany raha ny marina no ampanjakaina.” — A. Rakotovao
“Ny fahamarinana no hanim-pihinana, ny rariny no rivotra ivelomana.” — Michel Andrianjafy

7. Ohabolana sy Fomba Fiteny