⬅ Retour

Tsikaritra - Ny hanitra miafina arorian'ny fahasorenana

Ao anatin'ilay fandaharana "TSIKARITRA" izay hiresahana zava-mahavariana isan-karazany nefa hakana lesona no hanoloran'i Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy ity anankiray ity izay mitondra ny lohateny hoe "Hanitra miafina ao ambadiky ny fahasorenana". Ny mpanatontosa dia Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy ihany. Ato izy no mampahatsiahy anao ny zava-tsarobidy ao ambadiky ny zava-tsarotra lalovana.