🎧 Tous les podcasts
Nés pour voler, première partie - avec Christale Ranala
Incroyable ! Un petit oiseau qui parcourt de très longues distances, vole sans se perdre et connaît son chemin avec une précision extraordinaire. Vous êtes en compagnie de Christale Ranala, dans une réalisation de Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy.
▶ ÉcouterUn appel qui t'est destiné - Tous les voies nous mènent-elles à la vie éternelle ?
C’est la question posée par Kanto Andrianarison dans l’émission L'appel qui t'est destiné, une émission réalisée par Haja Andriantsoa.
▶ ÉcouterTsikaritra - Ny hanitra miafina arorian'ny fahasorenana
Ao anatin'ilay fandaharana "TSIKARITRA" izay hiresahana zava-mahavariana isan-karazany nefa hakana lesona no hanoloran'i Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy ity anankiray ity izay mitondra ny lohateny hoe "Hanitra miafina ao ambadiky ny fahasorenana". Ny mpanatontosa dia Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy ihany. Ato izy no mampahatsiahy anao ny zava-tsarobidy ao ambadiky ny zava-tsarotra lalovana.
▶ ÉcouterA une découverte sensationnelle - La contrariété et le parfum
🎙️ EDUCA-MISSION vous présente l’émission « À une découverte sensationnelle ». Aujourd’hui, découvrez le thème : « La contrariété et le parfum », une émission réalisée et présentée par Anjara Fenitra Mishaiah Sarobidy. À travers cette émission, nous réfléchirons à notre attitude face à la contrariété et à la manière de transformer les difficultés en expériences enrichissantes.
▶ ÉcouterTsipitsipy teny - Ny lalana marina
Moa mitondra ho any amin'ny fiainana mandrakizay avokoa ve ny lalana rehetra ? Iarahanao amin'i Bénédicte RANOMENJANAHARY
▶ ÉcouterTsipitsipy teny
Fandaharana voalohany eto amin'ny EDUCA-MISSION hiresahana zavatra maro ara-batana sy ara-tsaina ary ara-panahy. Anio "VITA" na ilay teny nataon'i Jesosy teo ambony hazo fijaliana
▶ ÉcouterFanoloran'i Sarah Derasoa
Iza moa izahay ? NY ANTSONY MIANTEFA dia vondrona tanora sy olon dehibe nisafidy hiara dalana fa entanin’ny vina iray iombonana dia ny hiaina amin’ny antony sy tanjona ambony irin'Andriamanitra. Miezaka hizara fanantenana, hitondra fiovana tsara eo amin’ny manodidina anay izahay.
▶ ÉcouterPrésentation faite par Sarah Derasoa
Qui sommes-nous ? NY ANTSONY MIANTEFA est une équipe de jeunes et d’adultes qui ont choisi de marcher ensemble, portés par une même vision : vivre avec sens. Nous désirons transmettre l’espérance et faire la différence autour de nous.
▶ Écouter